FITSKOTI 2010

Fampandrosoana ny fandraisana anjaran’ny tanora amin’ny fanapahan-kevitra hanatsarana ny asa fanabeazana sahanin’ny TILY ETO ...

FISAORANA SY FANKALAZANA AN’ANDRIAMANITRA NOHO NY FITANTANANY NY TAOM-PIASANA 2006 - 2010

Ho fijoroantsika vavolombelona amin’ny fitantanan’Andriamanitra antsika sy ho mariky ny maha iray antsika dia hiaraka hiombom-po ...

FANDAMINANA NY LOMAYMPIKA 2010

Ny LOMAYMPIKA dia fifaninana nasionaly taranja FANANTANJAHANTENA ho an’ny Tily sampana Maitso manerana an’ny ...

Vaovao
Fisaorana an'Andriamanitra noho ny taom-panabeazana 2006-2010
Manantitra ny fanasana hanatrika ny fotoam-pivavahana fisaorana an'Andriamanitra noho ny fitantanany nadritra ny taom-piasana 2006 - 2010 izay hatao ny Alahady 29 aogositra 2010 ho avy izao amin ny 2 ora sy sasany ao amin  ny FJKM Antanetibe Ivato.
 
Vaovao mikasika Fivoriam be MTEM
Misaotra ny Tompo isika fa tontosa soa ny andraikitra nankinina tamintsika nandritra izay taom-piasana 4 taona (2006-2010) izay teto anivon’ny Fikambanana Mpanazava sy Tily Eto Madagasikara. Izy anie hanafy hery sy homba antsika hatrany amin’ireo  adidy maro  samihafa mbola miandry sy hosahanintsika.
Tohiny...
 
Vaovao LOMAYMPIKA Nasionaly
Tonga eo amin’ny sehatra famarana nasionaly ny Lalao LOMAYMPIKA 2010 isika ankehitriny
Misaotra ireo Filoha sy Mpiandraikitra nanantanteraka ny fifanitsanana isam-paritany.
Arabaina ihany koa ny Sokajy tafita hiatrika ny dingana famaranana aty Antananarivo-ivato ary mampahery hatrany ireo sokajy nifanintsana tamin’ny fair-play nanany

Tohiny...
 
FiFiTi 2010
Ho tanterahana ny06-08 Septambra 2010 ho avy izao indray ny FiFiTi 2010 na ny Fihaonan'ny Filoha Tily, noho izany indrindra ary dia entanina isika filoha isam-paritany mba handefa ny soson-kevitra mahakasika ireo loha-hevitra ho dinihina mandritra izany. Azo alefa e-mail amin'ny Cet e-mail est protégé contre les robots collecteurs de mails, votre navigateur doit accepter le Javascript pour le voir izany na fenoninareo ny taratasy "fanolorona loha-hevitra" izay azo alaina eto dia averina paositra aty amin'ny foibe.
 
Daty tsara ho fantatra amin'ity taona 2009-2010 ity
Daty sy hetsika iraisana mandritra ity taom-panabeazana 2009-2010, araka izay notapahina tany amin'ny Fihaonan'ny Filoha Tily
Tohiny...
 

Flash info

Alahady 29 aogositra 2010
fotoam-pivavahana fisaorana an'Andriamanitra noho ny fitantanany nadritra ny taom-piasana 2006 - 2010 manomboka amin'ny 02 ora sy 30 min ao amin'ny FJKM Antanetibe Ivato.
 
Lomaympika 2010
Antsoina ny filoha tily maitso rehetra sy ny KTF rehetra ary ny mpiandraikitra manao "arbitre" rehetra hanatrika ny fFivoriana hatao ny 22 Aogositra 2010, ao antranon'i Filoha Mamba amin'ny 02 sy 30mn (Ankadifotsy eo @ Lasantsy shell no fotoana).
 
FIVORIAMBE MTEM
09-12 Septambra 2010 ao amin'ny Kolejy Rasalama - Tana.
 

Hira skoto

Hihaino Ireto avy ny hira misy

1. TEM - Ho tiavinay
2. TEM - Efa reko
3. TEM - Zay herin-tsaina sy ny fo
4. TEM - Eto anatrehanao
5. TEM - Mody (Railovy 86)
6. TEM - Kalokalo (Railovy 65)

(Mila manana flash ise vao afaka mihaino)