Galerie
Accueil
Catégories
Pow wow Majunga (2008)
(8 Images)
Pow wow Mahajanga
Fanokafana taom-panabeazana foibe 2008-2009
(8 Images)
Fanokafana ny taom-panabeazana 2008-2009 teny amin'ny FJKM Andrainarivo.
Fiofanana teny Iavoloha
(5 Images)
Fiofanana teny Ivaoloha
Lasy Mihary 2009 / Faritany Antananarivo Atsimo
(18 Images)
Lasy Mihary 2009 / Faritany Antananarivo Atsimo
Fanokafana taom-panabeazana 2009-2010
(6 Images)
Fanokafana ny taom-panabeazana 2009-2010 ho an'ny MTEM
FIFITI 2009
(31 Images)
Fihaonan'ny Filoha Tily taona 2009 tany Mahazengy – Fianarantsoa - Faritra Matsiatra Ambony, Faritany Tily SOAFIAVI ny 07 – 09 septambra 2009 lasa teo.
Tendro 2009
(18 Images)
Tendro 2009
Herinandron'ny MTEM
(9 Images)
<< Début < Teo aloha 1 Suivante > Fin >>

DatsoGallery Multilingual
By Andrey Datso

Flash info

Alahady 29 aogositra 2010
fotoam-pivavahana fisaorana an'Andriamanitra noho ny fitantanany nadritra ny taom-piasana 2006 - 2010 manomboka amin'ny 02 ora sy 30 min ao amin'ny FJKM Antanetibe Ivato.
 
Lomaympika 2010
Antsoina ny filoha tily maitso rehetra sy ny KTF rehetra ary ny mpiandraikitra manao "arbitre" rehetra hanatrika ny fFivoriana hatao ny 22 Aogositra 2010, ao antranon'i Filoha Mamba amin'ny 02 sy 30mn (Ankadifotsy eo @ Lasantsy shell no fotoana).
 
FIVORIAMBE MTEM
09-12 Septambra 2010 ao amin'ny Kolejy Rasalama - Tana.
 

Hira skoto

Hihaino Ireto avy ny hira misy

1. TEM - Ho tiavinay
2. TEM - Efa reko
3. TEM - Zay herin-tsaina sy ny fo
4. TEM - Eto anatrehanao
5. TEM - Mody (Railovy 86)
6. TEM - Kalokalo (Railovy 65)

(Mila manana flash ise vao afaka mihaino)