Fampahalalana vaovao
Tahirin-kevitra fampahalalana vaovao isan-karazany.

DocumentsDate de mise en ligne

Trier par : Titre | Date | Clics [ Croissant ]
Vaovao hatramin'ny Septambra 2010
file icon Taratasy Fanolorana Tolon-kevitra Forum 05/05/2010 Clics: 38
file icon Taratasy Fanolorana Tolon-kevitra Forum 05/05/2010 Clics: 58
file icon Taratasy Fanolorana Atrik'asa mandritra ny "Forum des Jeunes 2010"populaire ! 05/05/2010 Clics: 138
file icon Taratasy Fanolorana Ady hevitra mandritra ny Forum 05/05/2010 Clics: 66
<< Début < Teo aloha 1 2 Suivante > Fin >>
Résultats 1 - 5 sur 10

Flash info

Alahady 29 aogositra 2010
fotoam-pivavahana fisaorana an'Andriamanitra noho ny fitantanany nadritra ny taom-piasana 2006 - 2010 manomboka amin'ny 02 ora sy 30 min ao amin'ny FJKM Antanetibe Ivato.
 
Lomaympika 2010
Antsoina ny filoha tily maitso rehetra sy ny KTF rehetra ary ny mpiandraikitra manao "arbitre" rehetra hanatrika ny fFivoriana hatao ny 22 Aogositra 2010, ao antranon'i Filoha Mamba amin'ny 02 sy 30mn (Ankadifotsy eo @ Lasantsy shell no fotoana).
 
FIVORIAMBE MTEM
09-12 Septambra 2010 ao amin'ny Kolejy Rasalama - Tana.
 

Hira skoto

Hihaino Ireto avy ny hira misy

1. TEM - Ho tiavinay
2. TEM - Efa reko
3. TEM - Zay herin-tsaina sy ny fo
4. TEM - Eto anatrehanao
5. TEM - Mody (Railovy 86)
6. TEM - Kalokalo (Railovy 65)

(Mila manana flash ise vao afaka mihaino)