Ny Fikambanana T.E.M
Firafitry ny Fikambanana TILY ETO MADAGASIKARA

Azo fehezina ho toa izao ny firafitry ny fikambanana
Tohiny...
 
Filoha foibe nifandimby
Ireo filoha foibe nitondra ny fikambanana nanomboka ny taona 1924 ka hatramin'izao.
Tohiny...
 
Ny voambolana fampiasan’ny Tily
Ny voambolana fampiasan’ny Tily
Tohiny...
 
Diarin'ny Tily Eto Madagasikara
Azo fintinina ho toa izao ny vanim-potoana nisongadina teto an'ivon'ny fikambanana Tily Eto Madagasikara.
Tohiny...
 
Ny fanekena Tily
Ireo karazana fanekena
Tohiny...
 
Ny Lalàna Tily
Ny lalàna tily
Tohiny...
 
Ny fomba fanabezana
Ny Fomba Fanabeazana tanterahina ao amin’ny Tily Eto Madagasikara dia ny fibeazan-tenan’ny tsirairay
Tohiny...
 
Seham-panabeazana
Ny seham-panabeazana eto anivon'ny Tily Eto Madagasikara.
Tohiny...
 
Zava-kendrin'ny Fikambanana

Ny ZAVA-KENDREN’NY Tily Eto Madagasikara dia ny hitaiza sy hanolokolo ary handray anjara amin’ny fampivelarana ny maha-olona feno ny ankizy sy ny zatovo ary ny tanora zazalahy ao aminy ho vavolombelon’i Jesoa Kristy, ho olom-pirenena vanona, ho andrin’ny Fianakaviana.

 

Tohiny...
 

Flash info

Alahady 29 aogositra 2010
fotoam-pivavahana fisaorana an'Andriamanitra noho ny fitantanany nadritra ny taom-piasana 2006 - 2010 manomboka amin'ny 02 ora sy 30 min ao amin'ny FJKM Antanetibe Ivato.
 
Lomaympika 2010
Antsoina ny filoha tily maitso rehetra sy ny KTF rehetra ary ny mpiandraikitra manao "arbitre" rehetra hanatrika ny fFivoriana hatao ny 22 Aogositra 2010, ao antranon'i Filoha Mamba amin'ny 02 sy 30mn (Ankadifotsy eo @ Lasantsy shell no fotoana).
 
FIVORIAMBE MTEM
09-12 Septambra 2010 ao amin'ny Kolejy Rasalama - Tana.
 

Hira skoto

Hihaino Ireto avy ny hira misy

1. TEM - Ho tiavinay
2. TEM - Efa reko
3. TEM - Zay herin-tsaina sy ny fo
4. TEM - Eto anatrehanao
5. TEM - Mody (Railovy 86)
6. TEM - Kalokalo (Railovy 65)

(Mila manana flash ise vao afaka mihaino)