Aim-panahy
TENIN’ANDRIAMANITRA MITONDRA FANANTENANA
"Manantenà an’Andriamanitra, fa mbola hidera Azy ihany aho." (Salamo 43.5)
Hafatra ho anao amin’ity fotoana ity dia ny hoe: MAHEREZA
Tohiny...
 
TILY MIAINA MANKATO MAMAKY BAIBOLY (2009 – 2010)

« Koa alatsaho ao amin’ny fonareo sy ao amin’ny fanahinareo  izao teniko  izao  ary fehezo ho famantarana eo amin’ny tànanareo izy, ka aoka ho fehy fampahatsiarovana eo ambonin’ny sandrinareo , ary ampianaro ny zanakareo izany, ka resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha eny an-dalana, na mandry, na mifoha ; ary soraty eo amin’ny tolam-baravaran’ny tranonao sy eo amin’ny vavahadinao izy… ary rehefa entin’i Jehovah Andriamanitrao ianao ka  tafiditra any amin’ny tany izay alehanao ho lovana, dia ny fitahiana no ho tononinao ao an-tendrombohitra »

Tohiny...
 

Flash info

Alahady 29 aogositra 2010
fotoam-pivavahana fisaorana an'Andriamanitra noho ny fitantanany nadritra ny taom-piasana 2006 - 2010 manomboka amin'ny 02 ora sy 30 min ao amin'ny FJKM Antanetibe Ivato.
 
Lomaympika 2010
Antsoina ny filoha tily maitso rehetra sy ny KTF rehetra ary ny mpiandraikitra manao "arbitre" rehetra hanatrika ny fFivoriana hatao ny 22 Aogositra 2010, ao antranon'i Filoha Mamba amin'ny 02 sy 30mn (Ankadifotsy eo @ Lasantsy shell no fotoana).
 
FIVORIAMBE MTEM
09-12 Septambra 2010 ao amin'ny Kolejy Rasalama - Tana.
 

Hira skoto

Hihaino Ireto avy ny hira misy

1. TEM - Ho tiavinay
2. TEM - Efa reko
3. TEM - Zay herin-tsaina sy ny fo
4. TEM - Eto anatrehanao
5. TEM - Mody (Railovy 86)
6. TEM - Kalokalo (Railovy 65)

(Mila manana flash ise vao afaka mihaino)