Sampana mavo
Hafatra Aprily 2010
Misy hafatra vitsivitsy ireto  izay irinay indrindra hodinihanareo ary ampitainareo any amin'ny mpiandraikitra

1. Mbola tsy nahazo akony avy amin'ny ankamaroantiska izahay FOIBE momba ny
- ANTONTANISA
- fandaharana taona
Koa mampatsiahy ho an'izay tsy mbola nandefa izany.
Raha misy olana  amin'ny zavatra atao dia aza misalasala mampita vaovao.

2. Ho fanomanana ny FORUM des jeunes hatao amin'ny faran'izao taom-panabezana izao dia misy ny fandaminana avy amin'ny foibe amin'ny famerana ireo mpandray anjara. Mamporisika antsika havitrika amin'ny fanatanterahana ny forum isam- paritra.

3.Vitsy ny fividianana karatra ho an'ny sampana mavo , koa mampatsiahy indirndra satria hiatrika lasy ato ho ato na ny beazina na ny mpiandraikitra.
 
4. Tsiahy ity : mamporisika ny tari-panofanana mavo  hiaraka hivory ny 29 mars 2009 amin'ny toerana izay mahamety anareo.
Ny  antom-pivoriana dia ny fanatsarana ny fanofanana sampana mavo. Ny eto Antananarivo dia amin'ny 9 ora- 12 ora no fotoana iarahana.
 
5. MANDRITRA NY LASY PASKA DIA VOIZINA HATRANY IRETO :  fanajana ny tontolo iainana, fanentanana momba ny fandriampahalemana, fikajiana ny fahadiovana ( ampiasao ny bokintsika)

6. TADIDIO  fa ny 12 jona dia ANDRO IRAISAMPIRENENA hiadiana amin'ny fampiasana ny ankizy , koa kendreo hifanaraka amin'izay ny fandaharana ataontsika.


 

Flash info

Alahady 29 aogositra 2010
fotoam-pivavahana fisaorana an'Andriamanitra noho ny fitantanany nadritra ny taom-piasana 2006 - 2010 manomboka amin'ny 02 ora sy 30 min ao amin'ny FJKM Antanetibe Ivato.
 
Lomaympika 2010
Antsoina ny filoha tily maitso rehetra sy ny KTF rehetra ary ny mpiandraikitra manao "arbitre" rehetra hanatrika ny fFivoriana hatao ny 22 Aogositra 2010, ao antranon'i Filoha Mamba amin'ny 02 sy 30mn (Ankadifotsy eo @ Lasantsy shell no fotoana).
 
FIVORIAMBE MTEM
09-12 Septambra 2010 ao amin'ny Kolejy Rasalama - Tana.
 

Hira skoto

Hihaino Ireto avy ny hira misy

1. TEM - Ho tiavinay
2. TEM - Efa reko
3. TEM - Zay herin-tsaina sy ny fo
4. TEM - Eto anatrehanao
5. TEM - Mody (Railovy 86)
6. TEM - Kalokalo (Railovy 65)

(Mila manana flash ise vao afaka mihaino)