Sampana mena
FIAINAM-POKONOLONA
Ho an’ny Sampana Mena, dia singa iray mampahomby ny fanabeazana ny fahalavorarian’ny Fiainam-pokonolona.
Sehatra hivelaran’ny tsirairay ny Fokonolona mba ahafahany mivelatra ka ahatonga azy :
- hahay hiara-miaina amin’ny hafa
- ahafahany mandrefy ny maha-izy azy manoloana ny hafa
- haneoany ny fahaiza-miaina
- ampiharany ny finiavany hanampy ny mpiara-belona aminy.
Tohiny...
 

Flash info

Alahady 29 aogositra 2010
fotoam-pivavahana fisaorana an'Andriamanitra noho ny fitantanany nadritra ny taom-piasana 2006 - 2010 manomboka amin'ny 02 ora sy 30 min ao amin'ny FJKM Antanetibe Ivato.
 
Lomaympika 2010
Antsoina ny filoha tily maitso rehetra sy ny KTF rehetra ary ny mpiandraikitra manao "arbitre" rehetra hanatrika ny fFivoriana hatao ny 22 Aogositra 2010, ao antranon'i Filoha Mamba amin'ny 02 sy 30mn (Ankadifotsy eo @ Lasantsy shell no fotoana).
 
FIVORIAMBE MTEM
09-12 Septambra 2010 ao amin'ny Kolejy Rasalama - Tana.
 

Hira skoto

Hihaino Ireto avy ny hira misy

1. TEM - Ho tiavinay
2. TEM - Efa reko
3. TEM - Zay herin-tsaina sy ny fo
4. TEM - Eto anatrehanao
5. TEM - Mody (Railovy 86)
6. TEM - Kalokalo (Railovy 65)

(Mila manana flash ise vao afaka mihaino)