-Fanolorana “ certificat” karakarain’ny foibe Menafify ho anireo nanatotosa ambaratonga nandritra ny enimbolana voalohany teo.ho an’ny MENAFIFY FARITANY na MEFAR io.Ireo Faritany akoatra ny TANA 05 dia afaka mandefa lisitra sy anarana aty amin’ny foibe tily alohan’ny faran’ny volana Jona izao -Fanaovana Firalahiana Menafify noho ny fahavitan’ny tetik’asa niarahana tamin’ny UTOP . -Fanatanterahana “Ampamoloana” ka hetsika ara-panatanjahantena no hita amin’izany. Ny toerana dia mbola ho lazaina amin’ny manaraka .
|
|
Ho tanterahana any ANTSIRABE ny 30 Aogositra – 05 Septambra 2010 izao ny “FOTASA 2010 sy ny LASY FIOFANANA MENAFIFY NATIONALY” |
|
Tohiny...
|
|
Nanatanteraka fiaraha-miasa tamin’ny UTOP ( Ultra Trail des O Plateaux ) ny Sampana Menafify tamin’ny 2-3-4 Avril 2010 teo. |
|
Tohiny...
|
|
|