FITSKOTI 2010

Fampandrosoana ny fandraisana anjaran’ny tanora amin’ny fanapahan-kevitra hanatsarana ny asa fanabeazana sahanin’ny TILY ETO ...

FISAORANA SY FANKALAZANA AN’ANDRIAMANITRA NOHO NY FITANTANANY NY TAOM-PIASANA 2006 - 2010

Ho fijoroantsika vavolombelona amin’ny fitantanan’Andriamanitra antsika sy ho mariky ny maha iray antsika dia hiaraka hiombom-po ...

FANDAMINANA NY LOMAYMPIKA 2010

Ny LOMAYMPIKA dia fifaninana nasionaly taranja FANANTANJAHANTENA ho an’ny Tily sampana Maitso manerana an’ny ...

Daty tsara ho fantatra amin'ity taona 2009-2010 ity
Daty sy hetsika iraisana mandritra ity taom-panabeazana 2009-2010, araka izay notapahina tany amin'ny Fihaonan'ny Filoha Tily

Daty

Fandaharana

Tompon’andraikitra ­Sehatra

Toerana

21 Sept. 2009

Andro iraisam­pirenena ho an’ny Fandriam­pahalemana

Skoto eran­tany / Foibe TEM / Faritany TEM

 

30 Sept. ­7 Okt. 2009

Lasy RAVINALA

TPTEM

Antsohihy

1 Okt. ­7 Okt. 2009

Lasy RAVINALA

TPTEM

Antalaha

4 – 10 Okt. 2009

Lasy RAVINALA

TPTEM

Moramanga

17 – 18 Okt. 2010

JOTI JOTA

Skoto eran­tany / Foibe TEM / Faritany TEM

 

18 Okt. 2009

Fanokafana taom­panabeazana

MTEM Nasionaly

 

31 Okt. – 10 Nov. 2009

Foloandron’ny FSFLM

FSFLM / Fitandremana

 

15 Nov. 2009

Alahadin’ny SAMPATI

SAMPATI / Fitandremana

 

21 Nov. 2009

Fanokafana taom­panabeazana SFTIMPA

SFTIMPA/ Faritany

 

16 ­23 Des. 2009

Lasy RAVINALA

TPTEM

Toliary

26 – 30 Des. 2009

FIHAONANA ho an’ireo hamita asa soratra izay tsy vita tao anatin’ny 5 taona

TPTEM

Antananarivo

Desambra 2009

Noely Mizara

Foibe TEM & Faritany TEM

 

Taona 2010

SAMPATI : Fandaharana hiarahana amin’ny hetsika JKM II Nasionaly

SAMPATI

 

Taona 2010

Lasy RAVINALA

TPTEM

Vakinankaratra

Taona 2010

Lasy RAVINALA

TPTEM

Soafiavi

Taona 2010

Fiofanana ho Mpampiofana Manampy (TP 3)

TPTEM

 

15 Jan. 2010

Noely SFTIMPA

SFTIMPA/ Faritany

 

22 Feb. 2010

Andron’ny Mpamorona ny skotisma

Skoto eran­tany / Foibe TEM / Faritany TEM

 

13 Martsa 2010

Andron’ny skotisma Afrikanina

Skoto afrikanina / Foibe TEM / Faritany TEM

 

25 Apr. 2010

Alahadin’ny SFTIMPA

SFTIMPA (Miaraka mivavaka isam­piangonana fa ny hariva miaraka isam­paritany)

 

21 Feb. 2010 (Alahady fahatelon’ny volana Feb.)

Alahadin’ny FSFLM

FSFLM / Fitandremana

 

Fialan­tsasatry ny Paska 2010

Lasy RAVINALA

TPTEM

Atsinanana Analanjirofo

23 Apr. 2010

St Georges

Foibe TEM & Faritany TEM

 

25 Apr. 2010

Fankalazana ny St Georges

SKOA

 

01 May 2010

Fitsangatsangatsanganana SFTIMPA

SFTIMPA / Faritany (miaraka amin’ny beazina rehetra)

 

 
< Teo aloha

Flash info

Alahady 29 aogositra 2010
fotoam-pivavahana fisaorana an'Andriamanitra noho ny fitantanany nadritra ny taom-piasana 2006 - 2010 manomboka amin'ny 02 ora sy 30 min ao amin'ny FJKM Antanetibe Ivato.
 
Lomaympika 2010
Antsoina ny filoha tily maitso rehetra sy ny KTF rehetra ary ny mpiandraikitra manao "arbitre" rehetra hanatrika ny fFivoriana hatao ny 22 Aogositra 2010, ao antranon'i Filoha Mamba amin'ny 02 sy 30mn (Ankadifotsy eo @ Lasantsy shell no fotoana).
 
FIVORIAMBE MTEM
09-12 Septambra 2010 ao amin'ny Kolejy Rasalama - Tana.
 

Hira skoto

Hihaino Ireto avy ny hira misy

1. TEM - Ho tiavinay
2. TEM - Efa reko
3. TEM - Zay herin-tsaina sy ny fo
4. TEM - Eto anatrehanao
5. TEM - Mody (Railovy 86)
6. TEM - Kalokalo (Railovy 65)

(Mila manana flash ise vao afaka mihaino)