Tongasoa indray e!
Date: November 18, 2009 06:02AM
Tanana havia r'ise!
Dia tafaverina indray ny tafatafa sy ny dinidinika eto amin'ny scout-tily.org amin'ny endriny vaovao ka dia mirary an'ise hizara sy hitafatafa e! Mirary koa raha mirary ny itohizan'ny fifanajana tena skoto efa nisy teto hatrizay.
Mazotoa r'ise a!
Ny ekipa mpandrindra.