Soso-kevitra
Posted by: admin ()
Date: November 18, 2009 06:32AM

Raha misy fanatsarana na toraka voninkazo tian'ise dia aza misalasala mihitsy. Ataovy am-panajana foana anefa an!



Edited 1 time(s). Last edit at 11/19/2009 06:35AM by admin.

Options: ReplyQuote
Re: Soso-kevitra
Posted by: tovo ()
Date: December 25, 2009 11:30PM

ahoana ngah ny nanovanareo ny joomla ity fa mba ilaiko

Options: ReplyQuote
Re: Soso-kevitra
Posted by: herisson ()
Date: February 09, 2010 08:13AM

Tsy mazava ny tian'c ahatongavana

Options: ReplyQuote
kiana
Posted by: koloina ()
Date: February 14, 2010 02:23AM

mba atov a jour e le site fa otran'n gazety lany andro e

Options: ReplyQuote
Re: soson-kevitra
Posted by: admin ()
Date: February 22, 2010 10:07AM

Misaotra antsika rehetra mandalo eto e!

Antsika rehetra izy ity dia samy mifandrimbona isika manome aina azy. Raha misy vaovao ampitaina, teknika skoto, hira... any amin'ise dia aza misalasala mihitsy.

Tanana havia.

Options: ReplyQuote
Re: soson-kevitra
Posted by: LAMBO Mijoro ()
Date: February 28, 2010 04:15AM

Salama ise ry admin,
Sao mba misy fomba ahafahana mahazo ny feon'ireo hira ireo ato? Na koa hoe azo atao ve ny mangataka ireo mpanoratra hira ato mba hametraka numéro finday ahazoan'izay liana hahazo ilay feon-kira?

Options: ReplyQuote
Re: soson-kevitra
Posted by: LANDY Mahiratra ()
Date: April 14, 2010 01:42PM

Slt daholo e!
zao r'se a sosokevitra moramora kokoa ny tonga dia madefa ny hira any @ foibe-tily@yahoo.fr dia ry zareo no iangaviana hampiditra azy ato amin'ny site.
Mazotoa ary mifampizara e!
tanana havia

Options: ReplyQuote
Re: soson-kevitra
Posted by: Sedra103 ()
Date: April 20, 2010 06:15AM

Bonjour
Mba valio mou r reto le oe aiza no hahitana reto hira reto fa mba tiako hafindra @ telephone an!
misaotra mialoha

Options: ReplyQuote
Re: soson-kevitra
Posted by: lalaina ()
Date: May 15, 2010 03:36AM

Sedra 103) fangà tsy mety reo mipetraka anty site reo ? efa tsisy tsony iny CD iny fa manotaniatania ny rehetra eny fa efa be miparitaka ihany nge any anaty téln'ny tsirairay eny e

Options: ReplyQuote
Re: soson-kevitra
Posted by: MAH ()
Date: June 29, 2010 05:06AM

SOSO-KEVITRA E!
MANINONA MOA NY MPANDRINDRA ITY SCOUT-TILY;ORG ITY RA MAKA IRENY SARY ALAIN'I SEFO ARMAND RENY DE MBA ASINA ALBUM ATO E! SADY BETSAKA NGE RENY SARY RENY E!
MBA TE AHITA NY HAVANA AMAN-TSAKAIZA ZAY E!
MAZTO IABY E!
TANANA HAVIA!

Options: ReplyQuote
soson-kevitra
Posted by: Mamy ()
Date: July 03, 2010 08:45AM

miarahaba antsika rehetra, sendra nisurf de nahatadidy ny hoe Tily de akory ny hafaliana nahita fa hay manana site ny Tily,
Anisany zavatra azoko hireherehako ny fandalovako tato amin'ny fikambanana, ary tena anisany mafy tamiko ny nijanona tsy ho membre actif, nefa amiko izay no antony fanabezana skoto,
Mampahery ary koa mirary soa anareo mikarakara izay site izao, fa ny soso-kevitro dia ny hoe mba asivo fomba hifampitadiavana ato (ex fotsiny an! otran'ny Facebook fa amin'ny endriny maha tily fantatro fa hainareo izany) amzay mba maro no mifampientana sy mifanakalo vao2 eny na dia tsy membre actif araka ny filazako azy aza.
de izay aloha fa @ manaraka manao misimisy e!
mahereza e!

Options: ReplyQuote
Re: soson-kevitra
Posted by: Valisoa ()
Date: July 12, 2010 03:54AM

Tsara mihitsy le hevitr'ise, za zao efa tena ela no teto @ internet fa zao a vao nahita an'ity site ity! site efa miala aina ireny no hitako, t@ 2007 ny dernier mis à jours!!!!

Zay mandram-pitafa e, mandray anjara eto fona ny tenanay manomboka androany

Options: ReplyQuote
Re: soson-kevitra
Posted by: Mamy ()
Date: July 16, 2010 03:16AM

salama dooly indray e!tsara izy ity fa ny fahampahalalana ny fisiany no heveriko tsy mbola ampy e!
fa na izany aza de samy tokony hitondra ny anjara birikiny daoly izay nahita mamy rehetra tato @ Tily e!na Mpanazava e!

Options: ReplyQuote